|
|
|
|

Teny iditra1  Rajaonarivelo Auguste
Singan-teny  2 Rajaonarivelo
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Rajaonarivelo Auguste (1890-1957) (Anarana indrana: Auguste Rajon, Astre). [3.1]
5 Anisan' ny mpanoratra manan-talenta sy mikaly indrindra ary nanoratra betsaka koa Auguste Rajon - izay anarana indrana ihany, toy ny hoe Astre koa - fa Auguste Rajaonarivelo (1890-1957) no tena anarany.. [2.314]
Voambolana  6  Tantara: olona 7  Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  8  Angolangolan' ny Tanora
9  Havesatry ny harena
10  Robin' Ikamadonto
11  1933 Bina
12  1958/02/27 Antananarivo miantsena
13  1959 Afon' Antongona

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07